ARK NETWORK reference.ch · populus.ch    
 

  KOLEJY SAINT-LAURENT AMBOHIMANORO  

 Home  | Contact  

 

 

Rubriques

Liens


SOUVENIR SOUVENIR

ATTENTION
 
Bakovelo - Reproduction et Diffusion même partielle, interdits  
(c)ambohimanoro.populus.ch 2005
 
 
 
souvenir souvenir 
na ialy manao basket teny ambatodrakoto, tena milay 
ny excursion teny Ambatoharanana koa manja be, any ny ambanivohitray, ry Ralph koa avy any 
tamin'ny 6ième dia favy koa ny salle tao an tranon'akoho, faneritery efa ho 65 élèves ny iray kilasy, ny banc @izany feno caca pigeon 
dia rehefa récréaction dia mividy pain lasary ao ambadika tao @vadin'ny tresorier fa tsy mahazo mijorojoro ao bazar teo anjohy 
ny volley sy ny hand tsara be 
 
Bako 
 
 
SOUVENIR DE E.E.M SAINT LAURENT 
 
 
Tamin'ny année 1976-79 dia isaky ny jeudi matin/par semaine à 11h-12h ny fiangonana, obligatoire tamin'izany 
Misy souvenir nalaina tao amin'ny forum ity mba mampihomehy ihany ny ataon'ny mpianatra 
Tsy hitako ilay izy fa lava be ny forum fa izao no lazainy : "rehefa manao raikitra dia vato kilonga no natandry zareo tao, dia faly ery fa mavesatra..." 
Ny ahy no tadidiko na tany Avatrajoma angamba, isa maraina amin'ny valo iny dia miangona aloha 30mn dia faranana amin'ny hira: "ny asanay atao anio, hatreonao ry tompo..." 
Mikikakika ohatran'inona rehefa mihira na teny amboma na analakely 
Dia hoy i Fara hoe : "vitsy kely ny mahay ny tononkira dia rehefa Amen dia miredona daholo" 
 
Ce 21 mars 2005 
 
Excursion Ambatoharanana ~ juillet 1979 
 
 
 
 
 
ny olona hita ato dia : Rasoamanana, Bako, Hery, Annie, Lanto, Hanta sy Benja 
Mialantsiny fa tsy tadidiko ny sasany fa raha ohatra ka misy mahalala dia afaka manome anarana aty amin'ny webmaster. 
 
 

(c) Bakovelo Randrianomanana-Ramaromanda - Créé à l'aide de Populus.
Modifié en dernier lieu le 22.01.2006
- Déjà 224 visites sur ce site!